M0:|t:FFPM 92 Ry voasatro-tsilo|a:Amulphus de Lovanio 1200-1250 eo ho eo anglikana|r:7.6.7.6.D|h:Hans Leo Hassler 1561-1612|c:C|m:4/4 Miadana
I0:ffpm-86.txt:^(M|Y|N1|N2|U)
U0:zC:(22) (22)4(22)4 (44)4/4(22)(22)(22)(22) ${DC}C/(22) (22)(22)(22)(22) (422)4/ 4 (22)4(22)(22) C/4 (22)(22)44 (44)4/(22) (22)(22)44 C
N1: m- l-  s  f-  m r -   m t d'- d'- tl  t- l   d'-t-  s-  l-  t- d' --   d's l-  s  f-  f- m   d't-  r'- d' t l  - t m- f-  m-  r  s m 
N2: d- dr  m  r-  d d  t, d r m-  m-  m-  mr d   m- r-  rd  d-  f- f  mr  m m mr  D  m-  r- D   r r-  s-  s  s s  Fs dt,l,t, d-  d  t,d 
Y1:Ry vo_asatro-tsilo,/Ry vo_akapoka!/${D:Indrisy be ny loza/Manafotra Anao!/}Nitsaohan’ny anjely/Fahiny Hi_anao,/Fa henatra sy latsa/Anjaranao izao.
Y2:Atolotro, ry Jeso/Ny foko ho Anao,/${D:Hi_araka hitondra/Ny fahori_anao./}Ra\ha henatra sy loza/No ho anjarako,/Dia Hi_anao, Mpamonjy,/No ifali_ako.
Y3:Tsarovy aho, Tompo,/Ra\ha tratry ny manjo!/${D:Tsy mendrika\ aho nefa/Mba amindraonao fo!/}Ny ratranao no misy/Fanasitranana,/Ny ranao ahitana/Ny fi_adanana.
