M0:|c:C|m:4/4|r:7676D|a:J. Rakotonirainy 1926-|h:J. Rakotonirainy 1926-|t:FFPM 680 Aingao ny masontsika|
U0:zC:${x2}4 4444 84/4 4(22)4(22) C/${x0} 4 4444 (2222)(22)/4 4444 (222222)/4 4444 (44)4/4 4(22)4(22) C
N1:#m sddtrds sll-ssfm sm'm'rddt slrdtl-s sdsm'dr-3r- sdsm'dr-5 sdtdrm'dl rdsdm'r-d
Q0:${N:New}N2:smmffsm mffwrrwm s4llS mFFwFF-s ssmd'msw3s- ssmd'msw5 mmfmfsmf fmmwssfm
N2:smmffsm mffwrrwm s4tlS mFFwFF-s ssmd'msw3s- ssmd'msw5 mmfmfsmf fmmwssfm
N3:#s sddrtds ddrdttwd sddtm3 dllwrrdt smdsdtw3tw smdsdt-5 ddrdtdsd lsswssws
N4:sddsfmd dffwss,wd sd'd'smlm drrwrrws sdsmdslsfmr dd'smdslsfmr dmrmsd'mf rssws,s,wd
Y1:Aingao ny masontsika/Hitsinjo tany soa;/Fa ao ny Tompontsika/Manomana tokoa;/Tanàna, trano tsara,/Fi_ainan-tsambatra\ e!.../Izany no anjara/Ho an'ny mino re!
Y2:Ny andro fifaliana/Ho avy ka\ antenao;/Ny andro nihafiana/Ho foana sy handao;/Ny taona fihobiana/Homen'ny Tomponao;/Ho feno fifaliana/Izao rehetra\ izao
Y3:Ny andro maharavo/Tsy ho\ ela\ intsony\ izao:/Hi_arina ny lavo/Handray ny tena vao./Irio ny Tompo Avo,/Ho avy hanavao;/Ho faly\ izay mahazo/I\zao fiainan-tsoa izao.
