I0:ffpm-59.txt:^(M|Y)
M0:|c:D|m:4/4 Faingampaingana|t:FFPM 290 Indreto fa mivory izao|r:8878874848|a:Magnus Brostrup Landstad 1802-1880 Nad. M.J. Meeg 1851-1924 Nad. L. Dahle 1843-1925|h:Philipp Nicolai 1556-1608
Y1:Indreto fa mivory\ izao/Zatovo vonon-kanavao/I\lay fanekena tsara;/${D:Mba raisonao, ry Rainay ô!/Ny fitarainanay izao,/Ome_o toky tsara;/}Henoy, fenoy/Aim-panahy mba ho sahy lalandava/Ho mpanaiky ny mazava.
Y2:Mandà ny ratsy izy\ izao,/Manaiky fa ho zanakao/Handia ny lalan’aina;/${D:Ry Ray ô mba tsarovinao/Ire_o vo_asoratrao/Ao amim-bokin’aina;/}Tezao izao/Tsy ho resy fa handresy,/Ka ome_o/Azy hery mahale_o.
Y3:Natsanganao ho zanakao/Sy ondry mba handrasanao,/Ka tena sarobidy;/${D:Arovy re ny ondrinao/Tantano ny malalanao,/Ry Tompo\ izay nifidy/}Anay handray/Lova so_a tsy mi_ova,/Ka hazòny/Tsy handao Anao intsony!
