M0:|a:M.D. Rakotondranisa, 1890 - 1938|r:7.6.7.6. D|h:Ch. Rasoanaivo, 1876 - 1966|c:D|m:4/4|t:FFPM 242 (1) Ry Jeso ô, Midìna
I0:ews-120.txt:^(M|E|N2)
N2:#l, mdfmmfm  m-rddtd  s,ddrmfm  mffmF-s   sfmrDrr  m-rtldrd  f-mfmmfm  ddddt-d
Y1:Ry Jeso ô! midìna,/Jereo 'zahay izao;/Atreho sao variana,/Ka tsy mahita\ Anao./Hazoninao ny saina,/Hijery tsara\ Anao,/Mba tsy ho very maina,/'Zao fivoriana\ izao.
Y2:Ry Jeso! hamasino/Ny toe-pi_ainanay,/Ka di_a ampidino/Ny hery ho anay;/Ny bitsika mangina/Ataovinao izao,/Hamelom-paniriana/Hanao ny sitrakao.
Y3:Ry Jeso ô! Monena,/Midira Hi_anao,/Ny fonay manantena/Handray Anao izao;/Ka\ izay misalasala/Ampaherezonao,/Dia taomy hahalala/Ny fiti_avanao.
Y4:Ny hatakay mangina/Henoy ka mba valio,/Koa di_a mitenena/Hianao ankehitrio,/Ry Jeso! Mpanazava/Ny di_anay atỳ,/Omany lalandava/Ny fonay ho arỳ.
