M0:|a:Hira alemàna Nad. L. Dahle 1843-1925|r:P.M.|h:J.A.P. Schulz, 1747-1800|c:C|m:4/4 Miadanadana|t:FFPM 215 (1) Ny teny masina sy to
U0:zC:z22 4444 622z2/4 4444 624/z22 622222 (44)2z2/4 (22)(22)2222 (44)2z2/4 4462 446z2/ 42262 88 Ez2
N1:dm#ssddmrd sdslsdrt tdtdtdtm-r tlmrdttdlsls rrmftdmr dtlsdmrd
N2:dd  rmmssm mmmfrsrs slsFsFss-s sFltlsslmrFs ssslssss msfmmsfm
N3:m#fstdddtd ddddtdlr rrrrrrrd-t rr-r-ssmdtdt ttDrrddt dmddddtd
N4:#s,ddtllss#dddddffmFssFslslsdmssr-r-mmddr-s,ffmrsmds lmfddss,d
Y1:Ny teny masina sy to/Nampilazainao, Tompo ô!/No manan-kery mahavo_a/ny fahavalonao toko_a/Ka di_a itoki_anay/Na aiza no alehanay
Y2:Mitaona ny fanahinay/Ny teninao Mpanavotray,/Mananatra sy manambara/Ny ratsy ary koa ny tsara;/Mpilaza mahafatra-po/Ny teninao, ry Tompo ô!
Y3:Ny teninao no sabatray/Sy mpampi_onona anay;/Ny teninao no mofon'aina/Sy mpanazava fo sy saina:/Mpi_aro sady tanjakay/Ny teninao, ry Tomponay!
Y4:Ampinganay ny teninao/Ao amin'i\zao tontolo\ izao,/Ka raha levona ny tany,/Ny teny mbola ao ihany,/Dia izy i_ankinanay/Ho antoky ny avotray.
