M0:|t:FFPM 806 Avia, ry zaza, avia izao|a:Valborg Anderssen 1851-1935|r:11.11.11.11.|c:E|m:2/4|h:J. Blomquist 1840-1930
U0:z4:z22 422 422 422 62 422 422 422 62 422 422 422 62 422 422 422 6z2
N1:    sslsmrdrmrd  mrsfmlsFmFs  sd'tlsfmllsd'  mrmfsdrmm rd
N2:#t, dddddddtttd  dtrrdmmdddt  sm.ffmrdddtd.  drDrrdddttd
N3:    mmfmsfmfsfm sssssd'd'lsls ssstd'ssffss   slllsmfssfm
N4:#s, dddddddsssd  dsttddlrrrs  s'drrmtdfffm   dfmrtddsssd
Y1:Avi_a ry zaza, avi_a izao,/Fa indro ny Tompo mi_andry anao;/Lazao an'i Jeso ny zava-manjo/Fa Izy onena ny ory am-po.
Y2:Jesosy Mpamonjy nanavotra\ anao,/Ka zaza malalany koa hi_anao,/Ka dia matoki_a tokoa eram-po,/Fa Izy Mpanjaka mahery sy tò.
Y3:Jesosy no tsy manadino anao,/Tsarovy izany ka mba andrandrao/Ny Tompo malala i\zay be indrafo;/Anao re ny lova tsy mety ho lo.
Y4:Sasaonao ny foko, Mpanavotra ô!/Ho tonga madi_o sy mendrika\ Anao;/Ho sambatra aho hahita Anao,/Mpamonjiko tsara\ ao an-danitra ao.
