M0:|c:C|m:6/4|r:P.M.|t:FFPM 51 Raha tonga anio ny Tompo|a:Ramasitera 1881-1979|h:Ira D. Sankey 1840-1908
U0:z0:8484 (44)484/ 8484 84C/ 8484 (44)484/ (44)484 (44)4C/ 84(44)4 84(84)/ 84(44)4 84(84)/ 8484 84(44)4/ 8484 (44)4C
N1:#m mfsssltdd/rdtlsr,m/ mfsssltdd/ rdlsdtdrd/ rdtltdlsd/ rdtltdFsf/ mfsm'rdltd/ ssldtdrd
N2:#t,drmmf-sss/ ffffmtd/ drmmf-ssm/ f-fmmrmfm/ fmf-rmfm-/ fmf-rmrr-/ drmsfff-f/ smdrrmfm
N3:#s ssddtdrdd/ l3ds3/ ssddtdrdd/ l-ddss-ss/ tdrds3ds/ tdrdssdt-/ ssdTlldSl/ dddls-td
N4:d4s-fmm/ f4ss, d/d4s-fmd/f-fdds-s,d/ s3-sd3-/ s3-sdrs,-/ d4f3-f/ mdfrs-s,d
Y1:Raha tonga\ anio ny Tompo/Amin-kery lehibe,/Ka arahin’ny mpanompo/Sy anjely maro be!${R=}Moa ho faly hi_anao/Moa ho faly hi_anao/Ka hidera ny Mpamonjy/I\zay nanavotra\ aina\ anao ?
Y2:He, ho simba sy ho rava/I\zao rehetra àry\ izao!/Ka hifankahita tava/Ny natao sy ny Mpanao/Fiv : Moa ho faly hianao sns…
Y3:Maso maro no hijery/I\lay nijaly fahizay,/Fa ny mino Azy\ ihany/No ho faly ra\hatrizay !/Fiv : Moa ho faly hianao sns…
Y4:Re\hefa tonga re ny Tompo/Mba hitsara\ izay natao,/Hitomany ny tsy mino/Fa hanatrika\ Azy ao !/Fiv : Moa ho faly hianao sns…
Y5:O, avi_a re ry Tompo/Mba hanjaka aminay!/Hahatonga\ anay mpanompo/Hiara-paly Aminao!/${R!}O Avi_a, ô avia, O Avi_a, ô avia,/Fa ny olonao rehetra/Dia maniry\ indrindra\ Anao!
