M0:|c:G|m:3/4 Milantolanto|t:FFPM 321 Ry Jesosy Tomponay|a:C. Borchgrevink 1841-1919|h:(Fihirana katolika, Wien 1774)|r:777777
U0:z0:84(44)4 (44)4 C/ (44)4(44)4(44)4(8${DC}4)/84(44)4(44)4C/(44)4(44)4(44)4C
N1:#t, dddtdrmrd/m-mmrmsfmmr/rmfmrf-fs/l-lsfmfmrd
N2:#m, ssl-slsfm/d-ddtdr-ddt/tdrdtd-dd/d-rrtdrdtd
N3:#t, mmm-dd-td/s-ss-ss-ss-/sss-ss-ls/f-fr-dlsfm
N4:#m, ddl-mfssd,/d,msd-dt-ds-/sss-fmdlm/ff'rtslfssd
Y1:Ry Jesosy Tomponay/Ravoravo izahay;/${D:Tonga izahay izao/Mba hihaona aminao:/}Indro misy tranonao/Hitokananay izao.
Y2:Ka mangataka\ Aminao/Izahay, ry Tompo ô!/${D:Aoka mba horaisinao/I\zay nataonay ho Anao,/}Trano-fi_angonana,/Trano fivavahana.
Y3:Aoka mba ho fantatray/Eto ny alehanay,/${D:Fa vahiny izahay,/Ka ny tanindrazanay/}Di_a any Aminao,/Ko_a mba tarihonao.
Y4:Aoka ny Anaranao/Mba hohamasininao/${D:Aoka ny Fanahinao./Mba ho tonga hanavao/}Ny mpanota marobe,/Dia ho vo_avonjy re!
Y5:Ka ny fi_adananao/Ampombay ny olonao,/${D:Hampikambana ny fo,/Ka ho toy ny\ iray tam-po,/}Mba hifankatiavanay/I\zao sy ho rahatrizay.
