M0:|c:E|m:6/4|r:Faingana|t:FFPM 539 - Faly dia faly izahay mpanomponao|n:15|l:11|a:J.A. Houlder 1844-192|h:(Plaistow, 67)
U0:z0:84(44)4 (84)C 84(44)4 (44)4C/ 84(44)4 (84)C 84(44)4 K/4 84(44)4 8484 84(44)4 848/4 8484 8484 (44)4(44)4 (C${DC}C)
N1:mmfmfsd'd'ddrdrmfmr/mmfmfsd'd'mmrdrd/ssfrmfsmdssfrmfsmd/slfd'lsmdsslssfmmr
N2:#s, ddrdrm-mddtltdrdt/ddrdrm-mddtltd/dtttdrmdsdtttdrmss/dddlddddmmfmr-ddt
N3:sss-sd'ssmms-ss-ss/sss-sd'sssss-fm/mrrfmrdsmmrrfmrdsm/mflffmsmsd'-ss-ss-
N4:#s, ddd-dd-ddds-sd-ds/ddd-dd-dsss-sd/dsss-sddddsss-sddd/dddddddddd-dt-ds-
Y1:Faly di_a faly izahay mpanomponao,/I\zay mihira eto anatrehanao./Fa be fi_antra Hi_anao,/ry Jeso Tompo ti_anay!/Ka feno haravo_ana toko_a izahay;/${R=}${D:Faly di_a faly izahay mpanomponao/I\zay mihira eto anatrehanao.}
Y2:Ela di_a ela,/No nandavanay Anao;/Be ny zava-dratsy,/Efa vitanay./Na diso aza izahay,/Anefa faly aminao;/Fa afakao ny helokay,/Ry Tompo ti_anay!
Y3:Sarotra toko_a,/Ny alehanay izao;/Be ny alahelo,/i_aretanay./Na ory aza izahay,/dia mbola faly aminao,/Fa levonao ny tahotray,/Ry Tompo ti_anay!
Y4:Manantena tsara,/Izahay mpanomponao,/Mba handray ny zara,/Tehirizinao./Rehefa maty izahay,/Ka entinao an-danitra;/Ho azonay ny lova soa,/Hatolotrao anay;
