M0:|c:C|m:9/4 Faingampaingana|r:8787|t:FFPM 274 Tao an-tany karankaina|a:Rainitovo 1852-1943|h:Charles Clinton Case 1843-1918 (Consécrations et Louanges, 17)|u:https://hymnary.org/tune/jesus_lover_of_my_soul_case
U0:zO:(44)4 K4 84CC/ (44)4 K4 84 O/ (44)4 K4 84CC/ (44)4 CC 84O
N1:#f slsmrdttl/ dtlstlfm, / slsmrdttl/ dtlsdtrd
N2:mRmsfmssf/ lsfmmfrd/ mRmsfmssf/ lsfmmffm
N3:#m sFsds4d/ d-dttdtd/ sFsds4d/ d-dddrtd
Q0:${N:New}N3:#m sFsds4d/ d-dttdtd/ sFsds4d/ d-dtdrtd
N4:dwd4mff/ f-fssfsd/ dwd4mff/ fwfs4d
Y1:Tao an-tany karankaina/Nisy olo-maro be/Tsy mba nampodina maina/Tao Jesosy nanome
Y2:Na dia mofo kely aza/Tonga nahavoky\ ireo/Fa nitombo mahagaga/Samy faly izy\ ireo
Y3:Fa ny herinao, ry Jeso/I\zay namonjy fahizay/No mi_asa lalandava/Hahavoky soa anay
Y4:Dia tahio ny fambolena/Hahavokatra tokoa/Mi_antrà ny firenena/Tsy ho diso zava-tsoa
Y5:Na dia voky fatratra\ aza/Mora reraka\ izahay/Ao ambony ny mateza/I_ankinan'ny ainay/
