M0:|c:C|m:4/4|h:WACHET AUF Philipp Nicolai 1556-1608|r:89889866488|a:Philipp Nicolai 1556-1608 Nad. M.J. Meeg 1851-1924|t:FFPM 47 Ry Ziona, mihainoa
U0:z8:44 4444 88 z4/444 4444 88 z4/444 4444 ${DC}8z4/4 6244 8z4/4 6244 844 (44)8 z4/444 8z44 448 z4/444 4444 8
N1:#m d,mssssls sdtdm'rdrs sdslmfrd ssfmr,d, ssfmr,d, rmf-m sltddm'rd sdslmfr,d,
N2:#l, d3td4 tdrms3Fs 3d4ts, rdddtl rdddtd tddtd 3fl'fsfm mffmmrtd
N3:#r msmfsmfm fs3dtdlt td4lsm smfsfm rmfssm sslss mffmldtd ddr'dTlfm
N4:#s, d3rmdf,d rmfmdrmrs' fmmfl'rsd tdf,ssl tdlssd sm,r,-d, dfrlfs'sl dltdDrsd
Y1:Ry Zi_ona, mihaino_a!/I\njay fe_o mafy mampifoha/Ny ampakarina izao./${D:Mbola alim-be ihany,/Fa ny fotoana no lany,/Ka avy ny malalanao./}Antsoiny hi_anao,/Alao ny jironao/Ka velomy;/Dia mi_aingà hivo_aka,/Hitsena ny Mpampakatra!
Y2:He, Zi_ona ravoravo,/Fa reny\ izao ny antso avo,/Ka velona ny hobiny:/${D:Indro, avy Kristy Tompo./Hanafaka anay mpanompo,/Halainy hampakariny./}He, faly re ny fo!/Avi_a, Tompo ô!/O, hosana!/Mihaingo\ izao hitsena\ Anao,/Ry Kristy, ny malalanao!
Y3:Hira, hoby, fiderana/Asandratray mba hitsenana/Anao, Jesosy Tompo ô!/${D:Tsy mba misy mitomany,/Fa mirana izay mankany/Am-pampakaram-badinao/}Mahafinaritra/Ny hiran-danitra!/Halelo_ia!/Ilaozanay ny trano lay,/Mi_akatra ny di_anay.
