M0:|c:G|m:4/4 Vonona|t:FFPM 129 Any naraina, Ilay avotr'aina|r:10.4.10.4|h:L.M. Linderman 1812-1887|a:N.F.S. Grundtvig 1783-1872 Nad. i; C. Borchgrevink 1841-1919
U0:z0:4224(22)42242z2/ 422422 446z2/ 42244 42242z2/ 422422 446z2/ 4224(22) 42242z2/ 422422 446z2
N1:#s, dssll-fttrd/ s'mmmrmfrm/ rltddl'Frmr/ s'rtlltdrt/ dssll-fttrd/ s'mmmrmftd
N2:#m, s3ff-f4m/ sssllsfss/ FFsl5ss/ stssFssFs/ s3ff-f4m/ sssllsfss
N3:#l, md4-rrrtd/ d7td/ lrrdmrddtt/ rsrmrrmrr/ md4-rrrtd/ d6rrm
N4:#d, dmmffmrsssl/ mddffmrsd/ rd'tlsFrFss/ tstd'd'tlrs/ dmmffmrsssl/ mddffmrsd
Y1:Any naraina/I\lay Avotr'aina./I\lay Avotr'aina/Natsangan-dRay./Resy ny ota,/ka ny mpanota,/ka ny mpanota,/Mihoby\ indray./Any naraina/I\lay Avotr'aina./I\lay Avotr'aina/Natsangan-dRay.
Y2:Hira hiraina/Ny Tompon'aina/Ny Tompon'aina/Isaoranay;/Ory ny fony/mba hampitony/mba hampitony/Ny sentonay./Hira hiraina/Ny Tompon'aina/Ny Tompon'aina/Isaoranay;
Y3:Faly ny very,/tsy manan-kery/tsy manan-kery/Ny helokay;/Jesosy Tompo/dia mampanompo/dia mampanompo/Ny rafinay./Faly ny very,/tsy manan-kery/tsy manan-kery/Ny helokay;
Y4:Hisy maraina/ny Tompon'aina/ny Tompon'aina/Ho avy\ indray;/Izy hizara/ny lova tsara/ny lova tsara/Homena\ anay./Hisy maraina/ny Tompon'aina/ny Tompon'aina/Ho avy\ indray;
