M0:|c:Eb|m:4/4|a:Philips Brooks 1835-1893 Karoly anglikana|r:CMD|h:(English Tradidional Melody)|t:FFPM 65 (2) Ry Betlehema kely ô
U0:zC:4 444(22) (22)(22)4/4 4(22)4(22) ${DC}C/(22) 4(22)(22)(22) (22)(22)4/(22) 44(22)(22) 8/(44) 444(22) (22)(22)4/4 4(22)4(22) C
N1:s,dddr-mrmfs mfmdrr-d dms-lsfmrdrmfs s,-dmr-d-s, s,-dddr-mrmfs mfmdrr-d
N2:#m, sslsltd-d-t lld-dt-d d-t-lt-s-s-d-t s-ssf-mfs s-slsltd-d-t lld-dt-d
N3:rmfsf-s-d-r dfs-lsfm m-md-s-sfm-d-r t,-ddl,t,d-t, drmfsf-s-d-rd fsmssfm
N4:t,dfmr-d#r,-l-s lrm-fs-d l-mf-s-ltd-l-s sfmd,f-l-s ltdf'm'r'-d-l-s lrmlss-d
Y1:Ry Betlehema kely ô!/Sondri_an-tory ve?/${D:Kanefa\ injay miseho ao/Ny hazavana be./}Ny toky sy ny tahotra/Mihaona\ ankehitrio,/Fa Kristy 'Lay Mpanavotra/No teraka anio
Y2:Ry kintana maraina ô!/Fitarik’andro soa,/${D:Torio fa tonga\ atỳ izao/Ilay Mpanjaka soa!/}Ka he! ny voninahitra/Ho\ an’Andriamanitra!/Fiadanana tsy tapitra/Ho an’ny olona!
Y3:Endrey, mangina fatratra/Ny fampidinana/${D:Ny fitahi_an-danitra/Am-pon’ny olona!/}Tsy misy tabataba re,/Na horakoraka./Kanefa Kristy tonga\ anie/Am-po mangoraka!
Y4:Rankizy hendry sy madio/Tsarovy Kristy i\zao/${D:Fa Izy tonga\ atỳ anio/Mba ho Mpamonjinao./}Na misy aza ny manjo,/Izao No_ely\ izao/No saino fatratra\ ao am-po/Hampionona anao!
Y5:Ry Zaza Masina sy soa,/Ry Zanak’i Maria,/${D:Ry Tomponay, Mpamonjy koa,/Midìna re atỳ./}Ny feon’ny lanitra no re,/Indray No_ely\ izay,/Nitondra teny so_a hoe:/Ianao no Avotray!
