M0:|t:FFPM 197 (2) Haleloia, deraina|a:Ph. Rajohanesa 1879 -1976|r:7.6.7.6. D|c:G|m:4/4 Faingampaingana.|h:Arthur Henry Mann 1850-1929
U0:zC:4 4(22)4(22) 84/4 4(22)44 C/4 6244 84/4 6244 (84)/4 4224(22) 84/4 4(22)44 C/4 6244 84/4 6244 C
N1:#t, mm-mrd-dt  s,f-fmrm  m.ssf.m.m.f  mrdtdr-  Rm-mrd-dt  s,f-fmrm  mlsfmsfl,dtl,td
N2:#m, ss-sfm-ss   ss-tdss  d.DDr.l.l.l  llFFFf-  fm-sfm-ss   sst-dss  dDDrlllfsfffs
N3:#s, dsl-td-mr   ttr-dfm  m.mml's's'f s'Fmrddt t(ds)ltd-mr  ttr-dfm  mmml's's'frmrdrm
N4:#d, ddd-ddmss   ss-sltd' d'llt.D'D'r' rrrrrs-  sdd-ddmss   ss-sltd' d'lltD'D'r'rssssd
Y1:Halelo_ia, deraina/Andria_manitray,/Mpanjaka fototr'aina/Mpikarakara\ anay/Ny zava-_bo_ahary/Dia eo an-tananao,/Ka tena lavorary/Ny fandaharanao.
Y2:Halelo_ia, deraina/Hianao, Mpamonjinay!/Nijaly, noratraina,/Ka maty solonay,/Anefa _naharesy/Ny fahavalonay,/Natsangana handresy/Mba ho fi_ainanay.
Y3:Halelo_ia, deraina/Hianao, Fanahy ô!/Ny herinao no aina/Hamelona tokoa;/Hianao mi_karakara/Ny fi_angonanao,/Manova manatsara/Izao tontolo\ izao.
Y4:Halelo_ia, deraina/Ny Telo I\zay Iray!/Hobina sy hiraina,/Fa Andriamanitray,/He, Tompo _foto-tso_a/I_ainanay atỳ,/Ka ho izany ko_a/Mandrakizay doria.
