M0:|c:G|m:4/4 Miadanadana|a:Henri Abraham Cesar Malan 1787-1864 nad. Stef. Rabehirahina 1882-1937|h:Jakob Regnart 1540-1600|r:12.6.7.13|t:FFPM 676 (2) Ny voarain'Andriamanitra arỳ
U0:zC:4 4444 C4 4444 C/4 4444 (444)/4 4444 (44)4/4 4444 (84)4 4444 (44)$Q4
N1:#l, lltdrm3rdrt tdrmmrwm mdrmmrwd msm3rwrmrdrtwl
N2:#s, llSlt3l4S ttld3td 7td ds4lslStl3Sl
N3:#t, ddmmfmrdrmfm 3s3ls3 mfs3-s mrmmddtl,tmmfrwd
Q0:${N:New}N4:#d, lfmllSSlfmrm Slsdmfsd' mlls3-d' Std'd'mfsfmSlrmwl
N4:#d, lfmllSSlfmrm Slsdmfsd' mlls3-d' d'td'd'mfsfmSlrmwl
Y1:Ny vo_arain'Andri_amanitra arỳ,/Ka afaka tatỳ/An-tany be mahory/Dia lasa nody/Fa tsy maty tsy akory.
Y2:Ny tafafindra monina\ ao an-danitra\ ao,/Nankao an-tany vao/Fonenan'ny mazava,/Dia tsy mba maty,/Fa nandao ny mety rava.
Y3:Ny vo_asatro-boninahitra tsy lò,/Ka ao manaram-po/Misotro ranon'aina,/Dia tsy mba maty,/fa nandray ny nantenaina.
Y4:Ny ondrinao izay manaraka Anao,/Ho ao am-balanao,/Ry I\lay Mpi_andry Tsara,/Dia tsy mba maty,/re, fa tsara fi_afara,
Y5:Ny fo mivantana\ aminao I\zay nanome/Ny hasambaram-be/Nandramany sahady,/Dia tsy mba maty, fa mpandresy afaka\ ady.
