M0:|c:F|m:4/4|r:9898D|t:FFPM 269 He! tianay ny monina eto|a:Ph. Rajohanesa 1879-1976
U0:z8:${x2}z2222 4444 82222 4444 8/${x0} z2222 (22)22(22)22 (22)222222 (22)222222 2222/2222 4444 ${f}22222222 (22)2222 ${p}2${rit...}2 2222$Q4
N1:#s, mRmftmrss/mrmftdrm/ #r sFstllfmm/ sFsrsFls/ sFstw4lflswwwsmrmf-4t,d,rm---/ zsFfmsdsl---ldtls----mft, d, ----
N2:#s, dddtsttss/ dddtsstd/ dddrtfrd5trddt/ mRmf----frfm---mdtdr----sstd---/zmRrddmdd---dl's'fm----dtssslSs
N3:#r sFssfsfmm/ sFssfsss/ mRmfftsss/ mRmstlFs/ z4stls----dtlswsw zstlsssss---/ zssssmssf---f-zzzdtlsssfmmffm
N4:#s, dddrrssd5rfms'd/ dddssstd5r4s/ z4s4-3zd4wdwzs4fmrdlsm,d/ sltdddmfrdlf,-f,-z s7d5
O1:v3:_3He! ti_anay_3ny monina\ e_3to/Fa maminay ny valanao_4/Tsy ti_anay fa mampise_4nto/_3Ny lavitra ny tranonao ny tranonao!
O1:v4:_3He! ti_anay_3ny monina\ e_3to/Fa maminay ny valanao ny valanao!/Tsy ti_anay fa mampisento mampise_nto/_Ny lavitra ny tranonao ny tranonao!
Y1:He! ti_anay ny monina\ eto/Fa maminay ny valanao/Tsy ti_anay fa mampisento/Ny lavitra ny tranonao!/${R=}${O:1}He! ti_anay_3ny monina\ e_3to/Fa maminay_4ny valanao!/_4Tsy ti_anay fa mampise_4nto/Ny lavitra_4ny tranonao!_6
Y2:He! ti_anay fa misy aina/Ry Tomponay, ny valanao!/Tsy ti_anay fa tany maina/Ny lavitra ny tranonao!
Y3:Fehezinao Mpi_andry ti_a/Milamina ny valanao!/Tsy misy tsy mifankati_a/Ny ondry\ izay tarihinao!
Y4:Ny fanimban'ny fahavalo/Dia lavitra ny valanao,/Mitazan-davitra mandalo/Ny rafinao tsy tia Anao!
Y5:Ny fototra\ izay mahatsara/Ny valanao ry Tomponay,/Dia Hi_anao Mpi_andry tsara/No miara-monina\ aminay!/
