M0:|t:FFPM 162 Amena, Jeso no mpifehy|a:N. Brorson 1690-1757 Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|r:878777|h:A.P. Berggreen 1801-1880|c:C|m:4/4 Vonona
U0:z0:88 4444 84z4/ 88 4444 Cz4/ 88 4444 84z4/ 88 4444 Cz4/ 88 4444 G/ 84z4 4444 G
N1:smrrmffmd'tlrsfmlsffr'd'd'td'lsFmFsr'd'd'tlsd'fmlfmrd
N2:mddt,drrddrmrrrdddrrrrrrdmrrrrrfmrrrrdrddrdt,d
N3:d'slssssssfmfsssfsllsFsssd'tlsltssssffmssflsfm
N4:#s, ddffmtddmrddttdfmrdtlssmdrrrrstdssssltdf,f,ssd
Y1:Ame\na, Jeso no Mpifehy,/Ame\na, ny Fanahiny./Ame\na, Ame\na, re, ny teny/Mbamin'ny fandraisany,/Ame\na, ny batisany./Ame\na, ny fi_ainany.
Y2:Ame\na, Jeso no Mpanjaka,/Ame\na, ny Anarany,/Ame\na, Jeso tonga maka/Ahy ho anjarany,/Ame\na, Ame\na ary to/Izy, I\zay ino_ako.
Y3:Ame\na, ny fanantenana,/Zavatra maharitra;/Ame\na re, ny fifindrana/Ra\ha mankao an-danitra!/Ame\na, ny fiadanana,/Ame\na, ny fi_ainana.
Y4:Aoka\ isika\ hihira Ame\na,/Ame\na ho mandrakizay!/Jeso, mba vali_o Ame\na,/Dia ho faly izahay;/Ame\na no ho hiranay/Ra\ha mby Aminao i\zahay.
