M0:|a:J. Richardson 1844-1922|c:D|m:4/4 Miadana|r:8784|h:LIGHT OF LIFE Lowell Mason 1797-1872|t:FFPM 114 Jeso no niala aina
U0:z0:6244 4444/ 6244 448/ 62(22)(22) 6244 /862 G/ 62(22)(22) 6244/ 862G
N1:d4rrmrm3Fslt #mddrdtlsmm#d rdrrm#m ddrdtlsmm#drdmrd
N2:#s, s4ttdt d4trr mmfms'fmddtlttd mmfms'fmddtlttd
N3:#m m4s6llsFs 4-ltdssfms 6-ltdssfmsfm
N4:#s, d4ssds ddlrmrs d3-d-d3slssd 4-d-d3s lssd
Y1:Jeso no ni_ala aina/Hanavotany anao;/Iza re no tsy hanaiky/Azy izao?/Iza re no tsy hanaiky/Azy izao? 
Y2:Fa ny lapany ambony/Ni_alany fahizay,/Hamonjeny olom-bery/Very tokoa./Hamonjeny olom-bery/Very tokoa. 
Y3:Fa izay manatona\ Azy/Ka mibebaka\ ao am-po/Tsy ari_any akory/Ka matokia./Tsy ari_any akory/Ka matokia. 
Y4:Mba avia, ry havanay ô!/Maneke ny Tomponao,/Maneke ny Tompon’aina/Ho Tomponao./Maneke ny Tompon’aina/Ho Tomponao. 
Y5:I_antrao, ry Tomponay ô!/Ny mi_aloka\ aminao;/Raisonao ‘zahay mpanota/Ho olonao./Raisonao ‘zahay mpanota/Ho olonao. //
