M0:|t:FFPM 792 Misy zaza marobe|a:A.E. Razafimandimby 1897-1976|r:7.8.7.8.8.8.|h:J.R. Ahle 1625-1673|c:G|m:4/4 Miadanadana
U0:z0:4444 448/ 4444 44(22)4/ 444(22) 448/ 4444 4(22)44/ 4(22)44 4444/ 44(22)4 4(22)(422) $QG
N1:    mdrsmdr  ddddrmr-d  mdrs-mdr  ddddrm-rd  s,s,-l,t,drt,s,  ddr-mfm-r--d
N2:#r, slstslt  sllstddts  tltt-ddt  slTlsslts  m.rm.f.f.sls.s.  mTltdr'd-dt-s
N3:    mmrrmms  mmfsfss-m  mmss-sss  sfmffm-sm  dt,-drs,rrt,     dmf-sls-s-fm
N4:#r, dltsdls  dlfmrd,s-d Slsmrd,ms mfsltd-sd  d,s-frmFss       lsf-mrmfs--d,
Y1:Misy zaza marobe/Faly, sambatra\ ao ambony;/Ny devoly lozabe/Tsy mamely azy\ intsony,/Izy\ ireo dia zazakely/Tonga naman'ny anjely.
Y2:Mba iri_onao tokoa/Ny ho naman'izy\ ireny,/Indro, misy zava-tsoa/Ho anao ra\ha tonga eny,/Dia afoizo sy ari_o/I\zay rehetra tsy madi_o.
Y3:Tompo, raiso izahay/Mba ho zanakao handova/Lapa soa rahatrizay,/Lova tsy mi_ova_ova;/Manan-jara aoka\ izany/I\zay rehetra tonga any.
