M0:|t:FFPM 665 (1) Ry mpisaona malahelo|a:Hira anglikana.|r:8.7.8.7.D.|h:William Henry Monk 1823-1889|c:F|m:4/4 Miadanadana.
U0:z0:4444 4444/ 4444 4(22)8/ 4444 4444/ 4(22)44 4(22)8/ 4444 4444 / 4444 4228/ 4444 4444/ 4444 4228
N1:#l, ltdrml'sfmmrdt-tl ltdrml'sfmm-rdr-rd mmltdrmfmmsdr-rm ltdrml'sfmmrdt-tl
N2:#f, lSltddrrdsSllS-l lSltddtrmm-t'ddt-d dslfltddddtd(lt)lS lSltddrrddtllS-l
N3:dmmsmmsssmmmfm-d dmmssfrsss-smlsfm mmfrmssfsdrdf(l,-)t, mrmsmmsssssm(fm)rd
N4:#r, lmlsdlttddtlr'm-l lmlsdfstdmfslfs-d ddfrlsdldlslff-m dtlsdlttddslrm-l
Y1:Ry mpisaona malahelo,/Mijere ny Tomponao,/I\zay namindra ny malala/Mba ho ao andanitra;/Mba fafao ny ranomaso;/Andrandrao ny lani_tra./Mitsahara, ry mpisento,/Ka derao ny Tompo_nao!
Y2:Sento no anjarantsika,/Izy kosa faly i\zao,/Afa-jaly, afaka\ ota,/Tapitra\ ady izy ao;/Tsy mba misy ranomaso/Na izay mahory _ao,/Ko_a aza mitomany,/Fa derao ny Tompo_nao!
Y3:Nofo no aterintsika/Ao am-pasana anio;/Ny fanahiny anefa/Tsy mba ao anatin'io./Jeso no namindra azy,/Lasany ny hava_nao,/Fa navotany ho Azy,/Ka derao ny Tompo_nao.
Y4:Mangataha fahendrena,/Ka isao ny andronao;/Mikatsaha famonjena/Sy fi_ainana vaovao,/Mba horaisiny toko_a/Honina\ any ami_ny,/Ka ekeny ho sakaiza,/Mba ho ao an-trano_ny.
