M0:|c:A|m:6/4|t:FFPM 760 Aza Mba Manadino|a:J. Richardson 1844-1922|h:(Old. St. Co., p. 71)|r:P.M.
U0:z0:444(44)4 C84 8484 K/4 84(44)4 C84 8484 K/4 8484 C84 8484 Kz4/ 444(44)4 C84 8484 Kz4/ ${p}4448z4 ${f}4448z4 /${ff}44484 8484 8484 O
N1:#s,m4-rdldsdmdr/rmmm-rdldtdmrd/drrrmfrrs'mdmr/m4-rdldtdmrd/r4m4/fffmml's'frtdmrd
N2:#f,sssd-tlfls5/sssd-tlfls5/dtttdrttd4t/sssd-tlfls5/s8/d8ls5
N3:#t,d4-d8t/tddd-d3frmsfm/ms12/d4-d3frmsfm/t4d4/d5fslfrmsfm
N4:#d,d4rmfffmmdms/sdddrmfffs4d'/d's7mmmds/d4rmfffs4d/s4d4/l3ssfmffs4d
Y1:Aza mba manadino ny ray sy reninao;/Fa izy no nitaiza sy nanasoa anao;/Ka na\ aiza na\ aiza\ aleha an-tany lavitra,/Aza mba manadino ny ray sy reninao;/Tsara izay! Tsara izay!/Eny, tsy ho hadinonay/Ny ray sy reninay.
Y2:Aza mba manadino ny tanindrazanao,/Tsarovy ny tanàna i\zay nahabe anao;/Fadio izay tsy mety fanaony fahizay,/Aza mba manadino/Ny tanindrazanao:/Tsara izay! Tsara izay!/Eny, tsy ho hadinonay/Ny tanindrazanay.
Y3:Aza mba manadino ireo mpitondra\ anao,/Araho ny lalàna mba hi_adananao:/Ka na\ aiza na\ aiza\ aleha an-tany lavitra,/Aza mba manadino/Ireo mpitondra\ anao:/Tsara izay! Tsara izay!/Eny, tsy ho hadinonay/Izay mpitondra\ anay.
Y4:Aza mba manadino ny fivavahanao,/Ataovy isan’andro mba hamonjena\ anao;/Mpitondra, ray sy reny ny tany, tena koa,/Aza mba manadino ny fivavahanao:/Tsara izay! Tsara izay!/Eny, tsy ho hadinonay/Ny fivavahanay.
