M0:|c:D|m:3/4|r:8787D|t:FFPM 642 (2) Hitako izao sakaiza|a:Rainizafimanga 1842-1912|h:Henri Lutteroth 1802-1892
U0:z8:22 4(22)22 44/22 6222 8/22 4(22)22 44/22 4(22)22 8/${c:A}22 6222 44/22 6222 8/22 6222 4(22)/22 6222 ${c:D}8/22 6222 4(22)/22 6222 8
N1:dmssd'tr'd's/lsffmsr/dmssd'tr'd's/tlsmsfrd/#m, mfssltdd/tdrrm'm'r/ rm'f'ddrm'm'f'/m'rddtt#m m/mfsdtrdsd/tlsmfr,d,
N2:#t, ddmm-ffsm/ddtrddt/ddmmssfmm/sfmdmrtd/#d, drmsffsd/s5lt/TTl4SS-/ltlllS#t,m/drmmffsmf/sfmdrtd
N3:#m msds-s4/fs6/msdd-rtdd/ddds-sfm/#l,dddddrmm/fmttdds/ssflltttr/dmmmfm#ms/ s6dd-/rrsslfm
N4:#t,dddd-rrmd/fmrtdms/ddddmssdd/ffss-s,s,d/#d,dddmfrdd/r'd'ssmFs/sDrfffmm-/FSldrm#s,m/d4rrmdl/ttddf,sd
Y1:Hitako izao, sakaiza!/Jeso no Mpanavotra;/Tsy mba lany ny fiti_a,/Jeso no Mpanavotra;/Na dia saiky lasa aza,/Ka ny olona mandao,/I\zao no mampi_adana\ ahy,/Jeso no Mpanavotra/I\zao no mampi_adana\ ahy,/Jeso no Mpanavotra..
Y2:Ra\ha mi_ady mafy aho,/Jeso no Mpanavotra;/Toky sy Ampinga Izy,/Jeso no Mpanavotra;/Manome ny so_a Izy,/Fa ny rany mahadio/No mahafa-keloka\ ahy,/Jeso no Mpanavotra/No mahafa-keloka\ ahy,/Jeso no Mpanavotra.
Y3:He ilaozako ny eto,/Jeso no Mpanavotra;/Indro lanitra no azo,/Jeso no Mpanavotra;/Izy no Mpamonjy ahy,/Aina sy fanilo koa,/Fahendrena mahaso_a,/Jeso no Mpanavotra/Fahendrena mahaso_a,/Jeso no Mpanavotra..
Y4:Ray ô! Hi_anao deraiko,/Jeso no Mpanavotra;/Hi_anao naniraka\ Azy,/Jeso no Mpanavotra;/Hi_anao Mpi_aro ahy,/Mpitahiry, Tokiko,/Ka deraiko lalandava,/Jeso no Mpanavotra/Ka deraiko lalandava,/Jeso no Mpanavotra.
