M0:|c:Ab|m:4/4 Miadana|t:FFPM 118 Mba jereo ny Zanakondry|r:887887|h:H.O.C. Zinck 1746-1832|a:B.G. Sporon 1741-1796 nad. L. Stueland 1843-1930
U0:z0:${x5} 44444442z2/${x0}444(22)446z2
N1:#l, ltddrrmm/ mdtdrdtt/ drmldltw/ mrddrrmd/ dtrrrdtt/ ltddwttl
N2:#r, mSlllsss/ Sl6S/ lssllFsw/ sssllttl/ fflSlllS/ l4wlSl
N3:#t, dmmmdtdd/ tdrmffmm/ mrddmrrw/ drmmrfmm/ r3m5/ drmfmfmd
N4:#d, lmlsfsdd/ mlfmrrmm/ ltd'fdrsw/ d'td'lfsSl/ rrfmllmm/ ffmrdrml
Y1:Mba jereo ny zanakondry/Vo_ahombo sady ory,/Nefa Tompo masina._/He! Ny Rainy tsy namaly,/Ra\ha ny zanany nijaly/Tamim-panaitainana.
Y2:He, ny Marina nijaly!/Mba hahaizako mifaly,/I\zay no ni_aretany,_/O! ry foko mangovita,/Manatona mba hahita/Ny fahafatesany.
Y3:Eny, ry Mpamonjy tsara,/Mba meteza hanambara/Ny harem-pitiavanao;_/Di_a hafanao ny foko,/Mba hahaizako hanompo/Sy hanaraka Anao!
Y4:Aoka aho hitomany/Ra\ha mihevitra izany/Fahoriana nentinao,_/Azoko ny famonjena;/O! ry foko manenena/No\ho ny ratsy vitanao.
Y5:Tompo, manampi_a ahy/Mba harisika\ am-panahy,/Hanompo_ako Anao,_/Raha mbola\ aty an-tany/Aza\ afo_y mba tohany/Tsy hisaraka\ Aminao./
