I0:ffpm-62.txt:^(M|Y)
M0:|c:C|m:4/4 Faingampaingana|a:N.F.S. Grundtvig 1783-1872 (avy amin'ny teny latina) Nad . C. Borchgrevink 1841-1919|h:Ludwig Mathias Lindeman 1812-1887|t:FFPM 152 Niakatra ao an-danitra
Y1:Ni_akatra\ ao an-danitra/an-danitra/Ny Zanak’Andriamanitra/Haleloi_a!/Haleloi_a!
Y2:Ka monina\ ao an-danitra/an-danitra/Jesosy Tompon-danitra/Haleloi_a!/Haleloi_a!
Y3:I\zao zavatra rehetra\ izao/rehetra \izao/Ry Jeso ô, hazoninao/Haleloi_a!/Haleloi_a!
Y4:Isaoranay, ry Tompo ô,/ry Tompo ô,/Ny herinao sy indrafo/Haleloi_a!/Haleloi_a!
Y5:Fa ny devoly resinao/he resinao/Ny ratsy nofongoranao/Haleloi_a!/Haleloi_a!
Y6:Ry tany sy ry lanitra/ry lanitra/Derao Andri_amanitra!/Haleloi_a!/Haleloi_a!
